|
|
|
|

Teny iditra1 siniben-drano
Singan-teny  2siny, 3be, 4rano
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6toerana iangonan' ny rano ao an-tanàna alohan' ny hizarazarana azy isan-tokantrano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7château d'eau, réservoir d'eau. [1.13]
Tovy hevitra  8fitehirizan-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11