|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Raha fitia tsy eran'ny kibo ka rano tsy mahafeno siny very sasaka am-pitondrana [2.131] 6 Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|