|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinema |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[frantsay cinéma] Fakana sary zavatra na olona mihetsika amin' ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin' ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Indraindray misy mahatsiaro hoe : Aiza ihany ilay sinema?
[2.332#]
5 Nentiny nisakafo tany aminy tany ivelan' i Paris aho, nijery sinema, dia nentiny nody tamin' ny fiarakodiany. [2.356#] |
| Fivaditsoratra | 6 manesy, 7 simena, 8 sinema |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|