|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 siasia
Fototeny  2sia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka.
5Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia.
6Fandehanana foana atsỳ sy arỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a turning aside, a wandering about. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8action de se détourner, d'errer par-ci par-là. [1.8]
Ohatra  9 Koa eo no mba hisiany fiononana eto amin' ity tany be siasia ity. [1.381#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  18sia
Kamban-teny rehetra  19be siasia
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21 siasia
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny frantsay  23(sens général : action de dévier, de sortir du chemin, de s'égarer ; cette espèce pousse souvent dans les fossés, sur les bas côtés des pistes).
24Emilia humifusa DC.
25(Asteraceae).
26Herbe commune.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 isaisa, 29 saisay, 30 siasia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02