|
|
|
|

Teny iditra1 sesitany
Singan-teny  2sesika, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5fandroahana olona hifindra fonenana noho ny heloka vitany.
6Fandroahana honina any ivelan' ny tanindrazana: Natao sesitany taona maro ireo tia tanindrazana malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7exiled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8expulsion, exil. [1.3]
9exilé. [1.8]
Ohatra  10 Misy ny nohelohina ho faty ary notifirina, misy ny natao sesitany, misy ny mbola migadra eo amin' ny fonjan' ny faritany ihany, misy ny afaka madiodio. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19