|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sesehena |
| Fototeny | 2sesika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5very many.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6numerous, many, manifold.
7Probably derived from sesika. [1.3] 8beaucoup. [1.3, 1.8] 9nombreux, en grand nombre. [1.3] 10innombrable. [1.8] |
| Ohatra |
11 ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao;
[2.48]
12 Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena; [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|