|
|
|
|

Teny iditra1 sesehana
Fototeny  2sesika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesehanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany ~ Sesehany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo.
5Asiana, lerana: Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made to have something forced in. [1.2]
7to be stuffed, as a sausage or a pillow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8dans quoi on fourre, on bourre, à qui l'on fourre un coup horizontalement. [1.3]
9qu'on farcit ou remplit, comme une saucisse ou un oreiller. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14sesefana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12