|
|
|
|

Teny iditra1 sesefana
Fototeny  2sesika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo.
5Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10sesehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12