|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seriseriny |
| Fototeny | 2seriny |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5seriny |
| Fivaditsoratra | 6 seriseriny, 7 sinerisery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|