|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 seranina |
| Fototeny | 2serana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona.
5Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be passed by.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7où l'on passe à côté; devant qui on passe rapidement.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12seranana |
| Fivaditsoratra | 13 seranina, 14 sinerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|