|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 seranana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toerana natokana hitodiana sy hiaingan' ny sambo; fitodian-tsambo.
4Fiantsonan' ny mpandeha amin' ny fiara samihafa: Seranam-piaramanidina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a port of entry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6port d'entrée. [1.8]
Ohatra  7 Ny seranana nanondranana ny olona ho andevo. [2.508#]
8 Samy antony nahatonga an' i Toamasina ho seranana lehibe avokoa izany. [2.445#]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Tovonana :
Tovy hevitra  11fiantsonana, fitodiana
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13 seranana
Fototeny  14serana
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  16Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona.
17Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18Devant quoi on fait passer rapidement, qu'on effleure.
19( pion ) qu’on avance obliquement au jeu du Fanorona. [1.3#599]
Haiendriteny 
20 Ny ankehitriny :
21 Ny lasa :
22 Ny hoavy :
23 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  24seranina

Fivaditsoratra  25 Sennaara, 26 seranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08