|
|
|
|

Teny iditra1 sembana
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan' ny sembana ny zaza.
4Azon' aretina tampoka: Sembana ny zanako halina.
5Azon-tsampona, azon-javatra manampontsampona: Sembana ny dianay ~ Semban-drahona ny volana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6maladie subite, imprévue. [1.54]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  20 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  21semban-drahona

Fivaditsoratra  22 sambane, 23 sembana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09