|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sela |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4cellule.
[1.13] |
| Ohatra |
5 ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
[1.357#]
|
| Voambolana | 6 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 Sela |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10Salah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11Shélah.
[2.996] |
| Ohatra |
12 fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
[1.38]
|
| Voambolana | 13 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 14sale, sale, sale |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 15Toko sy andininy momba Sela |
| Lahatsoratra | 16Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela |
| Fivaditsoratra | 17 Lesà, 18 sale, 19 sela, Sela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|