Teny iditra |
sazy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ve ity satroka ity hovidiko ho anao? [1.1]
|
|
Teny iditra |
sazy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampangirifiriana ny vatana, atao amin' ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin' ny fitsarana olona iray voaheloka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A fine, punishment [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Amende, punition [1.196, 1.8]
|
| Sanction, punition, peine [1.13]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
sazy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Nom d'un arbre de 10 à 12 m à tronc souvent sinueux. Bois tendre, léger, blanc. [1.196]
|
Voambolana |
|