|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sazina |
| Fototeny | 2sazy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny entimody.
5Helohina handoa sazy vola: Nosazin' ny fitsarana ariary iray alina ilay olona nisando-tsonia. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be fined, to be punished.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on punit.
[1.3, 1.8] 8qu'on met à l'amende, qu'on condamne à: Nosazina ariary folo izy (Il a été condamné à payer une amende de dix piastres) ~ Nosazin' ny mpitsara ho ao an-tranomaizina enim-bolana izy (Il a été condamné par les juges à six mois de prison) ~ Nosazin' ny mpampianatra io zazalahy io (Ce garçon a été puni par le maître d'école) . [1.3] 9à qui on inflige une amende. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 14sazena |
| Teny iditra (2/2) | 15 sazina |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
17Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18convenable, enrapport avec, dont on est content, dont on est capable.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|