|
|
|
|

Teny iditra1 savolaina
Fototeny  2savola
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5cramped. [1.2#563]
Fanazavàna teny frantsay  6qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid. [1.3#592]
Ohatra  7 Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! [2.499]
8 ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. [2.313]
9 Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. [1.300]

Fivaditsoratra  10 savolaina, 11 soavalina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12