|
|
|
|

Teny iditra1 savazoro
Singan-teny  2sava, 3zoro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny ilazana amin' ny sary jeometrika ireo tsipika mahitsy miala avy amin' ny haavo iray ka mipaka amin' ny haavo mifanandrify amin' io ka mamakivaky ny sary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6diagonale. [1.13]
Voambolana  7 Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11