|
|
|
|

Teny iditra1 savarano
Singan-teny  2sava, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Fomba filomanosana maninjitra ny tanana roa izay akambana toy ny mivavaka ka manokatra ny lalana ao anaty rano arahin' ny tena manontolo.
6(sava-rano) lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana. [1.1]
Mpanahaka  7 antsitrika, 8 lomano, 9 ranotsilany, 10 tsikaroka, 11 tsipysandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02