|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 savana |
| Fototeny | 2sava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita.
5Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana. 6Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be cleared; to be closely inspected.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on examine de près, qu'on éclaircit.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana:
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 savana, 15 vasaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|