|
|
|
|

Teny iditra1 savaivo
Singan-teny  2sava, 3ivo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tsipika mahitsy mandalo eo afovoan' ny faribolana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6diameter. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7diamètre. [1.13]
Voambolana  8 Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  9 savaivo, 10 voasavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11