|
|
|
|

Teny iditra1 saro-tiana
Singan-teny  2sarotra, 3tiana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy mahalala ny fitiavana azy fa hamaivaniny izay atao aminy rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Qu’on satisfait difficilement malgré l’amour qu’on lui porte. [1.3]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 anaratsio, 9 anasaroty, 10 isoratana, 11 saro-tiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02