|
|
|
|

Teny iditra1 saro-miala
Singan-teny  2sarotra, 3miala
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Entina milaza zavatra mafy orina tsy azo alana, na toe-javatra manahirana misy ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Se dit de tout ce qui est solide et qu’il est difficile de briser.
7Mauvais pas dont on ne peut se retirer sans honte. [1.3]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02