|
|
|
|

Teny iditra1 saro-manta
Singan-teny  2sarotra, 3manta
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Olona toy ny tsy henina rambola manta ny sakafo, nefa tsy mahomby nony masaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Qui trouve qu’on ne fait pas cuire assez de nourriture, et qui cependant ne peut achever sa ration. [1.3]

Fivaditsoratra  7 manatsora, 8 saro-manta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12