|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-javatra |
| Singan-teny | 2sarotra, 3zavatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5toerana tsy misy izay ilaina loatra, olona tia tena mihidihidy amin' izay ananany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Où les choses sont chères, coûtent cher.
7Égoïste, peu charitable, qui ne partage pas. 8Qu'on ne peut habiter à cause des mauvais esprits, surtout des Vazimba. [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|