|
|
|
|

Teny iditra1 sarobidy
Singan-teny  2sarotra, 3vidy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena.
6Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [saro-bidy] 7cher, précieux. [1.3]
Ohatra  8 sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra. [2.472]
Tsipelina hafa  9saro-bidy
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02