|
|
|
|

Teny iditra1 sarintany
Singan-teny  2sary, 3tany
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6carte. [1.13]
Ohatra  7 Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#]
8 Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#]
Voambolana  9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  10sarintanim-paritra
Sary 

Fivaditsoratra  11 anantsiry, 12 antsirina, 13 sarintany, 14 sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11