|
|
|
|

Teny iditra1 saran-dalana
Singan-teny  2sara, 3lalana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny vola aloa amin' ny fiara mitondra any amin' ny tany aleha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the fare on a train, bus, plane. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7prix d'un voyage. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12