|
|
|
|

Teny iditra1 sarambaben' olona
Singan-teny  2saramba, 3be, 4olona
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  6commun des mortels. [1.66#177]
Ohatra  7 Ny andriana sy ny sarambabenolona no mifidy ary rehefa voafidy ny Mpanjaka vaovao dia aseho ny vahoaka. [2.508]
Tovy hevitra  8ankamaroam-bahoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12