|
|
|
|

Teny iditra1 sarambabe
Singan-teny  2saramba, 3be
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5la masse. [1.3#579, 1.13]
6la multitude.
7le grand espace. [1.3]
Ohatra  8 tsotra, izany hoe mora takatry ny sarambabe; [2.313]
9 Aza atao sarambabe momba Andriana ny havany rehetra, fa ny diso ihany no faizo. [2.285]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02