|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sabakaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a large frog, sometimes called a toad
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 grosse grenouille, parfois appelé crapaud
[1.8] |
| Voambolana | 5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 6 saobakaka |
| Teny iditra (2/2) | 7 sabakaka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 [Antambahoaka] vomanga, voatavo atao boribory, ets.
[1.78] 10 [Antesaka] kobam-bary na mangahazo masaka [1.78] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: anana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|