|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sangoeja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Parapaingo tsy ahafahana mihetsi-mahery.
4Sampona tsy azo ialana. 5Vatom-panorona izay tsy maintsy lanin' ny ankilany rehefa avy nihinana. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|