|
|
|
|
Teny iditra
1
misangoeja
Fototeny
2
sangoeja
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Voan' ny sampona, voan' ny fahasahiranana izaitsizy.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
misangoeja
6
Ny lasa :
nisangoeja
7
Ny hoavy :
hisangoeja
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12