|
|
|
|

Teny iditra1 sanatriavin' ny vava, aladirin' ny lela
Singan-teny  2sanatriavina, 3vava, 4aladirina, 5lela
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza fandavana mafy dia mafy. [1.1#49]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12