|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sampivato |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Vahy mandadina misy matsilotsilo ny raviny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de sampy : se tenir à califourchon ; et vato : pierre ; allusion aux rocailles escarpées que cette espèce affectionne).
5Urera acuminata (Poir.) Gaudich. 6ex Decne. 7et Urera acuminata var. 8perrieri Leandri (Urticaceae). 9On en fait une préparation ocytocique et abortive. 10Ce n'est pas une liane, contrairement à ce qu'écrit Malzac, mais un arbuste à feuilles urticantes.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
11 Ny hazo kypreso haniry ho solon' ny tsilo, ary ny rotra ho solon' ny sampivato;
[2.996#29.055.013]
12 Ary nony vaky nandositra izy, mandray ny amiana sy ny sampivato fa betsaka ao, ary mandray azy Sakalava, ka mivotrovotro ny tanany sy ny tena ny azo ny amiana sy ny sampivato [2.48] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|