|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sampilahy |
| Singan-teny | 2sampy, 3lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5samboady.
[Tambahoaka]
[1.78] 6Firavaka voahangy izay asampy ohatra ny samboady ny fitondra azy. [1.1] |
| Ohatra |
7 Ary manao gedragedra sy sampilahy voahangy na vakana tsara tarehy.
[1.437#]
8 Manao liamama sy mitafy lambamena ary manao fehin-tongotra volafotsy sy sampilahy io zaza mitondra io. [2.857#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|