|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sampaho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray.
4(Ratsimiseta). [1.1] 5fitambaran'ny voakanzo iray tangozana. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a cluster, esp.
7of fruit like grapes. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8grappe.
[1.8, 1.13] 9(tiré de faho : ce qui est serré). 10Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. 11Grappe dont les fruits sont très serrés.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
12 voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy.
[2.996#05.032.032]
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Mpanahaka | 14 fampaho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|