|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 salamo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3a psalm. [1.2#543]
Fanazavàna teny frantsay  4psaume. [1.3#565]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
6 Tovonana :

Teny iditra (2/2)7 Salamo
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  9Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana".
10Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra".. [1.38#863]
11anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato. [1.1#855]
Fanazavàna teny anglisy  12Psalms: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13Psaumes: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  14 Soratra Masina
Lahatsoratra  15Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16 malaso, 17 Salamo, salamo, 18 Saloma, 19 somala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02