|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakoivy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona.
4(Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. 5-- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy). [1.1] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 7sakivy |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|