|
|
|
|

Teny iditra1 sakivy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona.
4(Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe.
5Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy). [1.1]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7sakoivy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12