|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakeli-mihoa-joro |
| Singan-teny | 2sakelika, 3mihoatra, 4zoro |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante.
[1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry 9 Toe-karena: fambolena |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|