|
|
|
|

Teny iditra1 sakaiza ratsy
Singan-teny  2sakaiza, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5toy ny naman-dratsy ihany , na koa olona anaovana fitondran-tena tsy mendrika. [1.1]
Tovy hevitra  6naman-dratsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12