|
|
|
|

Teny iditra1 sakaipilo
Singan-teny  2saka, 3hay, 4pilo
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Zavamaniry misy voany fihinana fa masiaka dia masiaka, ilay karazany fahita hatraiza hatraiza. [1.1#851]
Fanazavàna teny frantsay  7(de sakay : piment ; et pilo : acéré, pointu, vulnérant).
8Variété de petit piment : Capsicum frutescens L.
9(Solanaceae) à saveur très brûlante.. [Merina] [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11