|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakafon' akoho |
| Singan-teny | 2sakafo, 3akoho |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza sakafon' olona tsy manan-toniantoerana isakafoana fa vitan' ny mihinana kely atsy mihinana kely aroa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|