|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safatsiroa |
| Singan-teny | 2isa, 3fa, 4tsy, 5roa |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa: Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal.
[1.3] |
| Tsipelina hafa | 9isa fa tsy roa, isafatsiroa |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|