|
|
|
|

Teny iditra1 sady taviny no volony
Singan-teny  2tavy, 3tavy, 4volo
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12