|
|
|
|

Teny iditra1 rozaroza
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toetran' ny zavatra lava sy miramborambo, mikiraviravy (mitovy hevitra sy fitanisana amin' ny rozaka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4état de ce qui est suspendu et flasque. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  21 razorazo, 22 rozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19