|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rorampiso |
| Singan-teny | 2rora, 3piso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Haitoetrandro |
| Mpanahaka | 7 amanimboalavo, 8 erikerika, 9 laviana |
| Teny iditra (2/2) | 10 roram-piso |
| Singan-teny | 11rora, 12piso |
| Sokajin-teny | 13 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
14ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy.
[1.1] |
| Voambolana | 15 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | 16 mpisaroro, 17 roram-piso, rorampiso |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|