|
|
|
|

Teny iditra1 laviana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj.
4Tselatra). [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  7 Haitoetrandro

Fivaditsoratra  8 avilana, 9 ivalana, 10 lavania, 11 laviana, 12 valiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19