|
|
|
|
Teny iditra
1
ro
raka
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Tsy mifintina tsara fa mihamiletsy sy mitambotsotra.
4
Kivy tsy afa-mioitra.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
5
mandroraka
,
6
mandroraha
,
7
miroraka
Matoantenin' ny iharana :
8
androraka
,
9
aroraka
,
10
arorohy
,
11
tafaroraka
,
12
voaroraka
Matoantenin' ny fameno :
13
andro
ra
hana
,
14
irorahana
Anarana :
15
fandrorahana
,
16
fandroraka
,
17
firorahana
,
18
firoraka
,
19
mpandroraka
,
20
mpiroraka
Mpamaritra :
21
maharoraka
,
22
roradroraka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19