|
|
|
|

Teny iditra1 miroraka
Fototeny  2roraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miketraka, migedragedra, mitambotsotra: Miroraka ny tady.
5/ Miroraka ny kibon' irỳ olona matavy be irỳ
. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Mpanahaka  9 mirotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12